Nampahonena ilay dimbaka kely
Fa tsy mba toy ny zaza toa azy
Tsy nankafy tandrimo na kanety
Fa nankafy ny fangalam-piery
Fangalam-piery hafa²
Fangalam-piery hafa²
Ny azy anie
Nentiny ny ankizivavy
Hianatra ny fangalam-piery
Nefa dia nahay sahady
ity kilalao tsy nisy mpijery
Fangalam-piery hafa²
Fangalam-piery hafa²
Ny azy anie
(Kely anie izy)²
kely anie izy dia efa veta² be
(Kely anie izy)²
kely anie izy dia efa veta² be.